로고
기부하기

무료 ebook 받기

저희 뉴스레터를 구독하시고 "저주를 피해 축복을 향해 가는 방법" ebook을 모으는 것을 시작으로 모든 가르침을 모아보세요

무료 성경 교육
Logo
Logo
홈으로학습스토어뉴스지원소개기부하기

저작권 © 2026 데릭 프린스 선교회. 모든 권리 보유

연락처저작권 정책저작권라이센스사이트맵
Resource WD-B097-035 | Derek Prince Ministries

Trending Resources

Featured Resources

인기 리소스

오늘날 주목받는 인기 가르침

Noho ny Anjely
Ny Fitaovam-piadiantsika

Ny Fitaovam-piadiantsika

설교 서신

Vavaka sy Soratra Masina, tarihin'ny Fanahy Masina, manomana ny lalana ho an'ny fanjakan'i Kristy amin'ny ady ara-panahy

영적 전쟁
듣기읽기

이용 가능 언어

English
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Deutsch
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Français
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Italiano
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Malagasy
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Português (pt-br)
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Tiếng Việt
텍스트 이용 가능

트렌드

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

설교 서신

Tsy eo ambanin’ny lalàna intsony isika rehefa tarihin’ny Fanahy Masina.

성령
듣기읽기

이용 가능 언어

English
비디오 이용 가능오디오 이용 가능
Français
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Bahasa Indonesia
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Malagasy
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Português (pt-br)
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
日本語
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능

트렌드

Iza moa ny Fanahy Masina?
Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

설교 서신

Ny fanomezam-pahasoavana dia manompo ny fiangonana, fa ny fahamasinana sy ny vokatra no mampiseho ny toetran'ny mpino.

성령
듣기읽기

이용 가능 언어

English
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Deutsch
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Français
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Português (pt-br)
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Русский
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Malagasy
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Português
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Tiếng Việt
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능

트렌드

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

설교 서신

Ny tahotra an'i Jehovah dia fanekena amim-panajana an'Andriamanitra, tsy tahotra, ary mitarika ny mpino hiala amin'ny ra

신앙의 기초
듣기읽기

이용 가능 언어

English
비디오 이용 가능오디오 이용 가능
Deutsch
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Français
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Malagasy
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Português (pt-br)
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
한국어
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Nederlands
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능

트렌드

Fanahy sy Aina ary Vatana

Fanahy sy Aina ary Vatana

설교 서신

Ny famonjena dia mamerina ny fiombonana amin'Andriamanitra. Ny mpino dia manolotra ny vatany sy ny fanahiny ho amin'ny s

신앙의 기초
예배
듣기읽기

이용 가능 언어

English
비디오 이용 가능오디오 이용 가능
Français
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Ελληνικά
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Malagasy
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Português (pt-br)
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
日本語
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Tiếng Việt
텍스트 이용 가능

트렌드

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Ny Ran’ny Zanak’ondry

설교 서신

Mpino mandresy ny fiampangan'i Satana amin'ny ran'i Kristy, Tenin'Andriamanitra, sy fijoroana vavolombelona.

Jesus
영적 전쟁
듣기읽기

이용 가능 언어

English
비디오 이용 가능오디오 이용 가능
Français
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Malagasy
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Português (pt-br)
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
日本語
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Ikinyarwanda
텍스트 이용 가능

트렌드

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

설교 서신

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

신앙의 기초
기도와 금식
듣기읽기

이용 가능 언어

English
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Afrikaans
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Deutsch
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Ελληνικά
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Bahasa Indonesia
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Malagasy
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Português (pt-br)
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Русский
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Kiswahili
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
தமிழ்
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Français
오디오 이용 가능
Español
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Tiếng Việt
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Shona
텍스트 이용 가능

추천

Iza moa ny Fanahy Masina?
Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Ny Vokatry ny Fanahy Masina

설교 서신

Ny toetra kristiana dia mitombo tsikelikely amin'ny alalan'ny fahazotoana, fanabeazana, fitiavana, mitovy amin'i Jesosy.

성령
신앙의 기초
듣기읽기

이용 가능 언어

English
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Deutsch
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Malagasy
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Français
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Português (pt-br)
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Русский
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
हिन्दी
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Tiếng Việt
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Our Value, Our Worth
Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

설교 서신

Ny sorona sarobidin'i Kristy mampiseho ny lanjan'ny fanahy sy mampitandrina tsy hanakalo ny lovan'Andriamanitra.

Jesus
신앙의 기초
듣기읽기

이용 가능 언어

English
비디오 이용 가능오디오 이용 가능
Malagasy
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Français
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Português (pt-br)
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Español
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
ខ្មែរ
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Nederlands
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Norsk
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Fotoana Fanapahan-kevitra
Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Ny Toetran'ny Zanak'ondry

설교 서신

Ny Zanak'ondrin'Andriamanitra tsy nanan-keloka nitondra ny fahotan'ny olombelona, naneho fahalemem-panahy sy fiadanana.

종말
Jesus
듣기읽기

이용 가능 언어

English
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Italiano
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Português (pt-br)
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Português
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Malagasy
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Tiếng Việt
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
ខ្មែរ
텍스트 이용 가능
Français
텍스트 이용 가능

추천 자료

매일 새로운 자료가 소개됩니다

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

설교 서신

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

신앙의 기초
기도와 금식
듣기읽기

이용 가능 언어

English
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Afrikaans
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Deutsch
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Ελληνικά
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Bahasa Indonesia
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Malagasy
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Português (pt-br)
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Русский
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Kiswahili
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
தமிழ்
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Français
오디오 이용 가능
Español
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Tiếng Việt
비디오 이용 가능오디오 이용 가능텍스트 이용 가능
Shona
텍스트 이용 가능

추천

Fiakena Tsara
홈
자료들
Manambara ny Tenin'Andriamanitra
Fiakena Tsara

Fiakena Tsara

Derek Prince
2월 4일

Derek Prince

다운로드

Published: 2008

Last Updated: 2026년 11월

Read Time: 2

Jesus
신앙의 기초

This teaching is not currently available in 한국어.

Moa ve ny finoanao mahatonga anao hahatsiaro ho toy ny mpanota fadiranovana izay mandiso fanantenana an'Andriamanitra foana? Angamba tonga ny fotoana hitsaharana amin'ny fifantohana amin'ny fahotanao, ka hanombohana kosa hanambara ny maha-ianao anao ao amin'i Kristy noho ny asa efa vitany teo amin'ny Hazo fijaliana.

Mihevi-tena ho masina tokoa ny olona mpanaraka fombam-pivavahana raha milaza ny maha-mpanota azy. Ny toe-tsaina amin’ny ankapobeny dia ny hoe hirehareha isika raha mitaky ho marina, ho mpanaraka fombam-pivavahana isika raha manohy miresaka momba ny tsy fahombiazantsika, ny fiovaovantsika, ary ny tsy mety vitantsika.

Isaky ny Alahady maraina tao amin’ny fiangonana nahabe ahy, dia tsy maintsy niteny izahay hoe: “Mamelà anay, mpanao ratsy sy ory.” Tsapako foana fa tsy te ho mpanao ratsy sy ory aho, saingy rehefa nijery ireo mpanao ratsy aho, dia niombon-kevitra tokoa aho fa ory izahay rehetra. Tamin’ny farany, dia hoy aho tamin’ny tenako hoe: “Raha ny hany ateraky ny fivavahana rehetra dia ny hahatonga ahy ho ory, dia mety ho mpandika lalàna tsy misy fivavahana aho ary tsy ho antsasa-manilan’ny ory”. Ary lasa tahak’izany aho mandra-pihaonako tamin'ny Tompo.

Ny fitenin'ny fivavahana dia milaza hatrany hoe: “Ory fadiranovana izahay; nanao fahadisoana sy niala tamin’ny lalan’Andriamanitra toy ny ondry very isika; efa nanao izay tsy tokony hataonay izahay ary navelanay tsy vita izay tokony ho nataonay.”

Tsy afaka nilaza ireo teny ireo aho izao; Ho mpihatsaravelatsihy aho. Ahoana no ahafahako mivavaka mba handresena ny ota amin'ny Alatsinainy maraina raha fantatro fa ny Alahady manaraka dia hilaza aho fa nanao fahadisoana sy nania, fa nanao ireo zavatra tsy tokony nataoko aho ary namela ireo zavatra tokony ho nataoko? Hanimba tanteraka ny finoako izany. Tena tsara anefa ilay feon’ilay izy, tena mpivavaka.

Andao isika hampifanaraka ny fiaikentsika amin'ny Tenin'Andriamanitra ary hino izany: Amin’ny alalan’ny ran’i Jesosy, nohamarinina aho, natao ho marina, toy ny hoe tsy nanota mihitsy aho.

Prayer Response

Misaotra Anao, Tompo, noho ny amin'ny ran’i Jesosy. Mampifanaraka ny fiaikeko amin’ny Tenin’Andriamanitra aho ary manambara hoe: Amin’ny alalan’ny ran’i Jesosy, no nanamarinana ahy, natao ho marina, toy ny hoe tsy nanota mihitsy aho, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy, Amena.

Ad Image

무료 다운로드

이 묵상 자료는 개인용 또는 교회용으로 다운로드, 인쇄 및 공유할 수 있습니다.

PDF 다운로드

코드: WD-B097-035-MLG

선교회에 기부
기부하기