Logo
Logo
Mianatra
BokyFianarana BaibolyLoharanon-karena
FivarotanaVaovaoFitorianaMomba
Madagasikara Flag Icon

Sakafo

  • An-trano
  • Mianatra +
    • Vaovao
    • Fitoriana
    • Momba +
      • Mandraisa Anjara +
        • Mifandraisa +

            Mahazoa eBook maimaim-poana

            Atombohy amin'ny eBook maimaim-poana rehefa misoratra anarana amin'ny gazetinay ianao ary manomboka ny fanangonana Derek Prince anao.

            Fampianarana Baiboly maimaim-poana
            Logo
            Logo
            An-tranoMianatraFivarotanaVaovaoFitorianaMombaManome

            Zon'ny mpamorona © 2026 Asa Fanompoana Derek Prince. Zo rehetra voatokana

            MifandraisaNy fiainana manokanaZon'ny mpamoronaFahazoan-dalanaSarintanin'ny toerana

            Trending Resources

            Featured Resources

            Fidirana amin'ny Fiainana | Derek Prince Ministries

            Loharano nasongadina

            Loharano vaovao nasongadina isan'andro

            Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana
            Fototry ny Finoana
            Vavaka & Fifadian-kanina
            *Listen*Read

            Fiteny Misy

            NASONGADINA

            Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

            Taratasim-pampianarana

            Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

            Loharano Mirona

            Ny fampianarana faobe dia misy fiantraikany ankehitriny

            Noho ny Anjely
            Ny Fitaovam-piadiantsika
            Ady Ara-panahy
            *Listen*Read

            Fiteny Misy

            FIRONANA

            Ny Fitaovam-piadiantsika

            Taratasim-pampianarana

            Vavaka sy Soratra Masina, tarihin'ny Fanahy Masina, manomana ny lalana ho an'ny fanjakan'i Kristy amin'ny ady ara-panahy

            Mamela ny Fanahy Masina Hitarika
            Fanahy Masina
            *Listen*Read

            Fiteny Misy

            FIRONANA

            Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

            Taratasim-pampianarana

            Tsy eo ambanin’ny lalàna intsony isika rehefa tarihin’ny Fanahy Masina.

            Iza moa ny Fanahy Masina?
            Ny Fanomezana ny Fanahy Masina
            Fanahy Masina
            *Listen*Read

            Fiteny Misy

            FIRONANA

            Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

            Taratasim-pampianarana

            Ny fanomezam-pahasoavana dia manompo ny fiangonana, fa ny fahamasinana sy ny vokatra no mampiseho ny toetran'ny mpino.

            Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah
            Fototry ny Finoana
            *Listen*Read

            Fiteny Misy

            FIRONANA

            Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

            Taratasim-pampianarana

            Ny tahotra an'i Jehovah dia fanekena amim-panajana an'Andriamanitra, tsy tahotra, ary mitarika ny mpino hiala amin'ny ra

            Fanahy sy Aina ary Vatana
            Fototry ny Finoana
            Fanompoana
            *Listen*Read

            Fiteny Misy

            FIRONANA

            Fanahy sy Aina ary Vatana

            Taratasim-pampianarana

            Ny famonjena dia mamerina ny fiombonana amin'Andriamanitra. Ny mpino dia manolotra ny vatany sy ny fanahiny ho amin'ny s

            Ny Ran’ny Zanak’ondry
            Jesus
            Ady Ara-panahy
            *Listen*Read

            Fiteny Misy

            FIRONANA

            Ny Ran’ny Zanak’ondry

            Taratasim-pampianarana

            Mpino mandresy ny fiampangan'i Satana amin'ny ran'i Kristy, Tenin'Andriamanitra, sy fijoroana vavolombelona.

            Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana
            Fototry ny Finoana
            Vavaka & Fifadian-kanina
            *Listen*Read

            Fiteny Misy

            NASONGADINA

            Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

            Taratasim-pampianarana

            Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

            Iza moa ny Fanahy Masina?
            Ny Vokatry ny Fanahy Masina
            Fanahy Masina
            Fototry ny Finoana
            *Listen*Read

            Fiteny Misy

            Ny Vokatry ny Fanahy Masina

            Taratasim-pampianarana

            Ny toetra kristiana dia mitombo tsikelikely amin'ny alalan'ny fahazotoana, fanabeazana, fitiavana, mitovy amin'i Jesosy.

            Our Value, Our Worth
            Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?
            Jesus
            Fototry ny Finoana
            *Listen*Read

            Fiteny Misy

            Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

            Taratasim-pampianarana

            Ny sorona sarobidin'i Kristy mampiseho ny lanjan'ny fanahy sy mampitandrina tsy hanakalo ny lovan'Andriamanitra.

            Fotoana Fanapahan-kevitra
            Ny Toetran'ny Zanak'ondry
            Fotoana Farany
            Jesus
            *Listen*Read

            Fiteny Misy

            Ny Toetran'ny Zanak'ondry

            Taratasim-pampianarana

            Ny Zanak'ondrin'Andriamanitra tsy nanan-keloka nitondra ny fahotan'ny olombelona, naneho fahalemem-panahy sy fiadanana.

            Trano
            Loharanon-karena
            Manambara ny Tenin'Andriamanitra
            Fidirana amin'ny Fiainana

            Fidirana amin'ny Fiainana

            Derek Prince

            Dries Du Plessis

            Tiako
            Mizara
            Henoy
            Malagasy

            Fiteny Misy

            Alefaso ny Fijoroana vavolombelona

            Tolotra

            Omeo

            Published: 2008

            Last Updated: October 2026

            Read Time: 2

            Jesus

            Rehefa miombona amin’i Kristy amin’ny fahafatesany, ny fandevenana Azy, ary ny fitsanganany tamin’ny maty ianao, dia tapaka ny herin’ny ota eo amin’ny fiainanao. Afaka marina tokoa ianao amin’ny fanandevozany sy ny fahamelohana mba handray anjara amin’ny fiainany mandrakizay amin’ny fitsanganana amin’ny maty.

            Androany, dia hijery akaiky kokoa ireo akora ao amin'ny “Toromarika Romana” isika. Ny Romana 6 dia mampiseho ireo teboka famantarana nifanesy. Voalohany, “maty ny amin’ny ota isika” (andininy 1) rehefa maty i Jesosy, ary mahafantatra ny tenantsika miaraka amin’ny Fahafatesany isika. Rehefa nohomboana tamin’ny hazo fijaliana i Jesosy, dia ny “tenantsika taloha” (andininy 6), ilay toetra mpikomy nolovantsika tamin’i Adama, dia nohomboana koa. Faharoa, “niara-nalevina taminy isika” (andininy 4).Avy amin’ny batisa ho any amin’ny Fahafatesany, dia maty isika ary niara-nalevina Taminy. Fahatelo, “tafaray aminy isika amin’ny fitsanganany amin’ny maty” (andininy 5). Manaraka Azy amin’ny alalan’ny fahafatesana sy ny fandevenana isika, dia miroso amin’ny Fitsanganany amin’ny maty amin’ny fiainana, mizara ny Fiainany Aminy. Ny vokatra azo ampiharina, sy nifanesy avy amin’io famantarana amin’i Jesosy io tamin’ny Fahafatesany , fandevenana, ary ny fitsanganana tamin’ny maty toy izao manaraka izao:

            • "Ny hanimbana ny tenan'ny ota" (andininy 6). Ny toetra simba, sy ratsy izay nanandevo antsika sy nahatonga antsika hanao ratsy na dia naniry hanao ny tsara aza dia lasa tsy manan-kery. Efa novonoina ho faty.
            • Noho izany, “mba tsy hanompoantsika ny ota intsony” (andininy 6). Ny ota dia tsy manery antsika hanao zavatra manimba, sy manimba izay hitondra loza amintsika, eto an-tany ary mandrakizay.
            • Avy eo, izay efa maty dia afaka amin’ny ota (andininy 7). Nohamarinina ara-bakiteny isika, na afaka madiodio. Jesosy dia nandoa ny sazy farany noho ny otantsika; tsy misy azo aloa intsony. Rehefa afaka tamin’ny hery sy ny heloky ny ota isika izao, dia manana feon’ny fieritreretana tsara ary afaka mijoro tsy amin-tahotra eo anoloan’ny seza fiandrianan’Andriamanitra tsitoha.
            • Farany, “dia hiara-belona aminy [Kristy] koa isika” (andininy 8). Fampanantenana lehibe tokoa izany! Hizara ny Fitsanganany amin’ny maty mandrakizay isika. Maty indray mandeha ny amin’ny ota Izy; Tsy afaka ny ho faty indray izy. Velona mandrakizay ho an’Andriamanitra Izy, ary miditra ho any amin’izany fiainana mandrakizay izany isika.

            *Prayer Response

            Misaotra Anao, Jesosy ô, noho ny Asanao teo amin’ny hazo fijaliana. Manambara aho fa tsy andevon'ny ota intsony aho, amin'ny maha-izy ahy an'i Jesosy. Jesosy dia natao ota niaraka tamin’ny fahotako mba hahatonga ahy ho marina amin’ny Fahamarinany, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy, Amena.

            Nivavaka aho
            Tiako
            Mizara
            Expand Content
            Ad Image

            Misintona Maimaimpoana

            Ity fampaherezam-panahy ity dia azo alaina ho sintonina, atao pirinty ary zaraina ho an'ny fampiasana manokana na am-piangonana.

            Misintona PDF

            Teny Miafina: WD-B097-111-MLG

            Fanomezana
            Omeo
            Manolora hevitra