Logo
Logo
Mianatra
BokyFianarana BaibolyLoharanon-karena
FivarotanaVaovaoFitorianaMomba
Madagasikara Flag Icon

Sakafo

  • An-trano
  • Mianatra +
    • Vaovao
    • Fitoriana
    • Momba +
      • Mandraisa Anjara +
        • Mifandraisa +

            Mahazoa eBook maimaim-poana

            Atombohy amin'ny eBook maimaim-poana rehefa misoratra anarana amin'ny gazetinay ianao ary manomboka ny fanangonana Derek Prince anao.

            Fampianarana Baiboly maimaim-poana
            Logo
            Logo
            An-tranoMianatraFivarotanaVaovaoFitorianaMombaManome

            Zon'ny mpamorona © 2026 Asa Fanompoana Derek Prince. Zo rehetra voatokana

            MifandraisaNy fiainana manokanaZon'ny mpamoronaFahazoan-dalanaSarintanin'ny toerana

            Trending Resources

            Featured Resources

            Fiainana Be dia Be sy Mandrakizay | Derek Prince Ministries

            Loharano Mirona

            Ny fampianarana faobe dia misy fiantraikany ankehitriny

            Noho ny Anjely
            Ny Fitaovam-piadiantsika
            Ady Ara-panahy
            *Listen*Read

            Fiteny Misy

            FIRONANA

            Ny Fitaovam-piadiantsika

            Taratasim-pampianarana

            Vavaka sy Soratra Masina, tarihin'ny Fanahy Masina, manomana ny lalana ho an'ny fanjakan'i Kristy amin'ny ady ara-panahy

            Mamela ny Fanahy Masina Hitarika
            Fanahy Masina
            *Listen*Read

            Fiteny Misy

            FIRONANA

            Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

            Taratasim-pampianarana

            Tsy eo ambanin’ny lalàna intsony isika rehefa tarihin’ny Fanahy Masina.

            Iza moa ny Fanahy Masina?
            Ny Fanomezana ny Fanahy Masina
            Fanahy Masina
            *Listen*Read

            Fiteny Misy

            FIRONANA

            Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

            Taratasim-pampianarana

            Ny fanomezam-pahasoavana dia manompo ny fiangonana, fa ny fahamasinana sy ny vokatra no mampiseho ny toetran'ny mpino.

            Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah
            Fototry ny Finoana
            *Listen*Read

            Fiteny Misy

            FIRONANA

            Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

            Taratasim-pampianarana

            Ny tahotra an'i Jehovah dia fanekena amim-panajana an'Andriamanitra, tsy tahotra, ary mitarika ny mpino hiala amin'ny ra

            Fanahy sy Aina ary Vatana
            Fototry ny Finoana
            Fanompoana
            *Listen*Read

            Fiteny Misy

            FIRONANA

            Fanahy sy Aina ary Vatana

            Taratasim-pampianarana

            Ny famonjena dia mamerina ny fiombonana amin'Andriamanitra. Ny mpino dia manolotra ny vatany sy ny fanahiny ho amin'ny s

            Ny Ran’ny Zanak’ondry
            Jesus
            Ady Ara-panahy
            *Listen*Read

            Fiteny Misy

            FIRONANA

            Ny Ran’ny Zanak’ondry

            Taratasim-pampianarana

            Mpino mandresy ny fiampangan'i Satana amin'ny ran'i Kristy, Tenin'Andriamanitra, sy fijoroana vavolombelona.

            Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana
            Fototry ny Finoana
            Vavaka & Fifadian-kanina
            *Listen*Read

            Fiteny Misy

            NASONGADINA

            Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

            Taratasim-pampianarana

            Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

            Iza moa ny Fanahy Masina?
            Ny Vokatry ny Fanahy Masina
            Fanahy Masina
            Fototry ny Finoana
            *Listen*Read

            Fiteny Misy

            Ny Vokatry ny Fanahy Masina

            Taratasim-pampianarana

            Ny toetra kristiana dia mitombo tsikelikely amin'ny alalan'ny fahazotoana, fanabeazana, fitiavana, mitovy amin'i Jesosy.

            Our Value, Our Worth
            Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?
            Jesus
            Fototry ny Finoana
            *Listen*Read

            Fiteny Misy

            Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

            Taratasim-pampianarana

            Ny sorona sarobidin'i Kristy mampiseho ny lanjan'ny fanahy sy mampitandrina tsy hanakalo ny lovan'Andriamanitra.

            Fotoana Fanapahan-kevitra
            Ny Toetran'ny Zanak'ondry
            Fotoana Farany
            Jesus
            *Listen*Read

            Fiteny Misy

            Ny Toetran'ny Zanak'ondry

            Taratasim-pampianarana

            Ny Zanak'ondrin'Andriamanitra tsy nanan-keloka nitondra ny fahotan'ny olombelona, naneho fahalemem-panahy sy fiadanana.

            Loharano nasongadina

            Loharano vaovao nasongadina isan'andro

            Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana
            Fototry ny Finoana
            Vavaka & Fifadian-kanina
            *Listen*Read

            Fiteny Misy

            NASONGADINA

            Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

            Taratasim-pampianarana

            Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

            Trano
            Loharanon-karena
            Manambara ny Tenin'Andriamanitra
            Fiainana Be dia Be sy Mandrakizay

            Fiainana Be dia Be sy Mandrakizay

            Derek Prince

            Dries Du Plessis

            Tiako
            Mizara
            Henoy
            Malagasy

            Fiteny Misy

            Alefaso ny Fijoroana vavolombelona

            Tolotra

            Omeo

            Published: 2008

            Last Updated: October 2026

            Read Time: 2

            Fototry ny Finoana

            Amin'ny maha Mpiandry Tsara antsika Azy, Jesosy dia manolotra fiainana feno fiarovana tanteraka sy fiainana tondraka ho an'ireo izay manaraka Azy amin'ny fony manontolo. Jereo ny dikan'ny hoe mandray ny fiainana mandrakizay izay omeny, fiainana izay tsy hahavery antsika na oviana na oviana ary tsy misy olona afaka handrombaka antsika hiala eo an-tanany.

            Nantsoin’i Jesosy hoe “Mpiandry Tsara” ny Tenany ( Jaona 10:11, 14 ). Ny fanomezan’ny mpiandry ondry, araka ny asehon’ny Salamo faha-23, dia afaka fintinina amin’ny fehezanteny iray lehibe: fiarovana tanteraka. Tsarovy anefa fa ny fanomezana rehetra dia refesina amin’ny fanoloran-tenantsika. Rehefa feno ny fanoloran-tenantsika, dia tanteraka ny fiarovana antsika. Raha misy fetra ny fanoloran-tenantsika, dia tsy mahazo ny fiarovana tanteraka atolotr’i Jesosy isika.

            Azontsika atao ny manamafy io fanoharana ao amin'ny Testamenta Taloha io amin'ny fijerena ny tenin'i Jesosy ao amin'ny Testamenta Vaovao:

            “Ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana; Izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be.” (Jaona 10:10)

            I Jesosy dia nilaza tamintsika ny antony Nahatongavany teto an-tany. Nofintininy tamin’ny fehezanteny tsotra izany: “mba hananatsika fiainana”. Tsy ny fiainana amin’ny fomba kely na voafetra, fa ny fiainana “be dia be”. Ny fiainana tondraka. Fiainana ho an'ny faritra rehetra misy antsika. Mihoatra noho ny ampy ny fiainana ho an'ny mahomby rehetra sy ny fanerena rehetra manohitra antsika.

            Avy eo, lavidavitra kokoa, Jesosy dia nampiasa ilay andian-teny hoe "fiainana mandrakizay":

            “Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy, ary Izaho manome azy fiainana mandrakizay, ka tsy ho very izy mandrakizay, ary tsy hisy handrombaka azy amin'ny tànako.” (Jaona 10:27–28)

            Mariho ireo andian-teny fototra manao hoe: “Izaho manome azy fiainana mandrakizay, ka tsy ho very mandrakizay izy.” Amin’ity andalan-teny ity, dia hitantsika fa tonga Jesosy mba hananantsika fiainana mandrakizay, dia fiainana mihoatra an’izao tontolo izao. Fiainana mihoatra ny fasana. Fiainana maharitra mandrakizay. Indray mandeha aho dia nandre olona nanao izao fanamarihana feno hevitra izao: “Mino aho fa ho velona aho raha mbola velona koa Andriamanitra satria Andriamanitra no efa tonga fiainako.” Izany no karazana fiainana natolotr’i Jesosy ho antsika. Ny Fiainany—mandrakizay.

            *Prayer Response

            Misaotra Anao,Jesosy ô, noho ny Asanao teo amin’ny hazo fijaliana. Noho ny Fahafatesanao, no ananako ny fiainana be dia be mandrakizay, satria Jesosy maty ny amin’ny fahafatesako mba hahazoako ny Fiainany, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy, Amena.

            Nivavaka aho
            Tiako
            Mizara
            Expand Content
            Ad Image

            Misintona Maimaimpoana

            Ity fampaherezam-panahy ity dia azo alaina ho sintonina, atao pirinty ary zaraina ho an'ny fampiasana manokana na am-piangonana.

            Misintona PDF

            Teny Miafina: WD-B097-118-MLG

            Fanomezana
            Omeo
            Manolora hevitra