Logo
Logo
BokyFianarana BaibolyLoharanon-karena
FivarotanaVaovaoFitorianaMomba

Manome

  • An-trano
    • Vaovao
    • Fitoriana

            Mahazoa eBook maimaim-poana

            Atombohy amin'ny eBook maimaim-poana rehefa misoratra anarana amin'ny gazetinay ianao ary manomboka ny fanangonana Derek Prince anao.

            Fampianarana Baiboly maimaim-poana
            Logo
            Logo
            An-tranoMianatraFivarotanaVaovaoFitorianaMombaManome

            Zon'ny mpamorona © 2026 Asa Fanompoana Derek Prince. Zo rehetra voatokana

            MifandraisaNy fiainana manokanaZon'ny mpamoronaFahazoan-dalanaSarintanin'ny toerana
            Ny Fahafenoan’i Kristy: Andriamanitra Izy Tenany | Derek Prince Ministries

            Trending Resources

            Featured Resources

            Trano
            Loharanon-karena
            Manambara ny Tenin'Andriamanitra
            Ny Fahafenoan’i Kristy: Andriamanitra Izy Tenany

            Ny Fahafenoan’i Kristy: Andriamanitra Izy Tenany

            Derek Prince

            Derek Prince

            Published: 2008

            Last Updated: November 2026

            Read Time: 2

            Fototry ny Finoana
            Jesus

            Ny Tabernakelan’ny Testamenta Taloha dia maneho fahamarinana mahery vaika momba ny fialana amin’ny fahendren’izao tontolo izao sy ny fombafomba ara-pivavahana. Ianaro ny dikan’ny hoe mandroso mihoatra ny fanelingelenana rehetra sy ny fidirana amin’ny fahafenoan’i Kristy, izay ny hany zava-manintona dia ny fanatrehan’Andriamanitra be voninahitra sy mihoatra ny voajanahary.

            "Tandremo fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin'ny filosofia sy ny famitahana foana, araka ny fampianarana voatolotry ny razana, araka ny abidim-pianaran'izao tontolo izao, fa tsy araka an'i Kristy. Fa ao amin'ny tenany no itoeran'ny fahafenoan'ny fomban'Andriamantra rehetra; ary hianareo dia tanteraka ao aminy, sady Izy no Lohan'ny fanapahana sy ny fahefana rehetra.” (Kolosiana 2:8–10)

            Izany no tanjoko — ny hiditra amin'ny fahafenoana izay nomena antsika ao amin'i Jesosy Kristy, izay ho tanjona faratampony sy fahafaham-pontsika. Azontsika atao ny mampiseho izany amin’ny fampitoviana amin’ny tabernakelin’i Mosesy, araka ny voafaritra ao amin’ny Testamenta Taloha. Nizara telo ny firafiny: voalohany, ny Kianja Ivelany; avy eo dia ny ao anatin'ny efitra lamba voalohany, dia ny Fitoerana Masina; ary ao anatin’ny efitra lamba faharoa dia ny Masina Indrindra. Ary indray mandeha indray, ny fomba tsotra iray hanavahana ireo dia amin'ny alalan'ny hazavana misy isaky ny fizarana.

            Ao amin'ny Kianja Ivelany, voajanahary ny hazavana, omen'ny masoandro, volana ary kintana. Ao amin'ny Fitoerana Masina, dia tsy misy hazavana voajanahary. Ny fanaovan-jiro misy sampany fito no manome ny hazavana, izay misy menaka arehitra ao anaty vilia baolina mba hanome hazavana. Raha vao tafiditra ao amin'ny Fitoerana Masina ianao, dia tsy miaina amin'ny sainao intsony, fa amin'ny finoana. Mahavariana fa tsy nisy hazavana mihitsy tao ambadiky ny efitra lamba faharoa. Tsy nisy afa-tsy antony iray ihany no nidirana: ny hihaona amin’Andriamanitra. Rehefa niditra nihoatra io efitra lamba faharoa io ny lehilahy iray manana fo marina, dia lasa nazava be tamin’ny fanatrehan’Andriamanitra mihoatra ny natoraly izany, antsoina hoe shekinah. Izany no tanjona faratampony. Tsy misy na inona na inona mitaona antsika hihoatra io efitra lamba faharoa io afa-tsy Andriamanitra. Tsy manome fikatsahana zavatra hafa manintona izy — fa na Andriamanitra na tsy misy. Raha tsy tonga Andriamanitra, dia tavela ao anaty haizina tanteraka ianao. Ny fiainana miaraka amin'Andriamanitra ho tanjontsika dia midika hoe tsy misy fikatsahana zavatra hafa manintona. Fa Andriamanitra Tenany, Andriamanitra irery ihany. Ny hazavana izay tadiaviko dia tsy voajanahary na artifisialy; fa mihoatra ny natoraly — dia ny fanatrehan'Andriamanitra Tenany.

            Prayer Response

            Misaotra Anao, Tompo ô, noho ny amin’ny Asanao ato amiko. Manambara aho fa Andriamanitra Tenany ary Andriamanitra irery ihany no tadiaviko — ny fahafenoan’i Kristy — satria efa natao tanteraka ao amin’i Kristy aho, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy, Amena.

            Ad Image

            Misintona Maimaimpoana

            Ity fampaherezam-panahy ity dia azo alaina ho sintonina, atao pirinty ary zaraina ho an'ny fampiasana manokana na am-piangonana.

            Misintona PDF

            Teny Miafina: WD-B097-229-MLG

            Fanomezana
            Omeo

            Loharano nasongadina

            Loharano vaovao nasongadina isan'andro

            Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

            Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

            Taratasim-pampianarana

            Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

            Fototry ny Finoana
            Vavaka & Fifadian-kanina
            HenoyMamaky Teny

            Fiteny Misy

            English
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Afrikaans
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Deutsch
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Ελληνικά
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Bahasa Indonesia
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Malagasy
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Português (pt-br)
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Русский
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Français
            Kiswahili
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            தமிழ்
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Español
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Tiếng Việt
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina

            NASONGADINA

            Loharano Mirona

            Ny fampianarana faobe dia misy fiantraikany ankehitriny

            Noho ny Anjely
            Ny Fitaovam-piadiantsika

            Ny Fitaovam-piadiantsika

            Taratasim-pampianarana

            Vavaka sy Soratra Masina, tarihin'ny Fanahy Masina, manomana ny lalana ho an'ny fanjakan'i Kristy amin'ny ady ara-panahy

            Ady Ara-panahy
            HenoyMamaky Teny

            Fiteny Misy

            English
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Français
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Italiano
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Português (pt-br)
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Malagasy
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Tiếng Việt
            Lahatsoratra Azo Alaina

            FIRONANA

            Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

            Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

            Taratasim-pampianarana

            Tsy eo ambanin’ny lalàna intsony isika rehefa tarihin’ny Fanahy Masina.

            Fanahy Masina
            HenoyMamaky Teny

            Fiteny Misy

            English
            Misy Horonan-tsary
            Bahasa Indonesia
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Français
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Malagasy
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Português (pt-br)
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            日本語
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina

            FIRONANA

            Iza moa ny Fanahy Masina?
            Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

            Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

            Taratasim-pampianarana

            Ny fanomezam-pahasoavana dia manompo ny fiangonana, fa ny fahamasinana sy ny vokatra no mampiseho ny toetran'ny mpino.

            Fanahy Masina
            HenoyMamaky Teny

            Fiteny Misy

            English
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Deutsch
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Français
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Português (pt-br)
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Русский
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Malagasy
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Tiếng Việt
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Português
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina

            FIRONANA

            Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

            Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

            Taratasim-pampianarana

            Ny tahotra an'i Jehovah dia fanekena amim-panajana an'Andriamanitra, tsy tahotra, ary mitarika ny mpino hiala amin'ny ra

            Fototry ny Finoana
            HenoyMamaky Teny

            Fiteny Misy

            English
            Misy Horonan-tsary
            Deutsch
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Français
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Malagasy
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Português (pt-br)
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            한국어
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Nederlands
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina

            FIRONANA

            Fanahy sy Aina ary Vatana

            Fanahy sy Aina ary Vatana

            Taratasim-pampianarana

            Ny famonjena dia mamerina ny fiombonana amin'Andriamanitra. Ny mpino dia manolotra ny vatany sy ny fanahiny ho amin'ny s

            Fototry ny Finoana
            Fanompoana
            HenoyMamaky Teny

            Fiteny Misy

            English
            Misy Horonan-tsary
            Ελληνικά
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Français
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Malagasy
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Português (pt-br)
            Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
            日本語
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Tiếng Việt
            Lahatsoratra Azo Alaina

            FIRONANA

            Ny Ran’ny Zanak’ondry

            Ny Ran’ny Zanak’ondry

            Taratasim-pampianarana

            Mpino mandresy ny fiampangan'i Satana amin'ny ran'i Kristy, Tenin'Andriamanitra, sy fijoroana vavolombelona.

            Jesus
            Ady Ara-panahy
            HenoyMamaky Teny

            Fiteny Misy

            English
            Misy Horonan-tsary
            Français
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Malagasy
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Português (pt-br)
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            日本語
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina

            FIRONANA

            Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

            Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

            Taratasim-pampianarana

            Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

            Fototry ny Finoana
            Vavaka & Fifadian-kanina
            HenoyMamaky Teny

            Fiteny Misy

            English
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Afrikaans
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Deutsch
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Ελληνικά
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Bahasa Indonesia
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Malagasy
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Português (pt-br)
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Русский
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Français
            Kiswahili
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            தமிழ்
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Español
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Tiếng Việt
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina

            NASONGADINA

            Iza moa ny Fanahy Masina?
            Ny Vokatry ny Fanahy Masina

            Ny Vokatry ny Fanahy Masina

            Taratasim-pampianarana

            Ny toetra kristiana dia mitombo tsikelikely amin'ny alalan'ny fahazotoana, fanabeazana, fitiavana, mitovy amin'i Jesosy.

            Fanahy Masina
            Fototry ny Finoana
            HenoyMamaky Teny

            Fiteny Misy

            English
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Deutsch
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Malagasy
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Français
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Português (pt-br)
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Русский
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            हिन्दी
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Our Value, Our Worth
            Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

            Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

            Taratasim-pampianarana

            Ny sorona sarobidin'i Kristy mampiseho ny lanjan'ny fanahy sy mampitandrina tsy hanakalo ny lovan'Andriamanitra.

            Jesus
            Fototry ny Finoana
            HenoyMamaky Teny

            Fiteny Misy

            English
            Misy Horonan-tsary
            Malagasy
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Français
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Português (pt-br)
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Español
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            ខ្មែរ
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Nederlands
            Misy Horonan-tsaryLahatsoratra Azo Alaina
            Fotoana Fanapahan-kevitra
            Ny Toetran'ny Zanak'ondry

            Ny Toetran'ny Zanak'ondry

            Taratasim-pampianarana

            Ny Zanak'ondrin'Andriamanitra tsy nanan-keloka nitondra ny fahotan'ny olombelona, naneho fahalemem-panahy sy fiadanana.

            Fotoana Farany