ዴሪክ ፕሪንስ ሚኒስቴር አርማ
ለገሱ

ነፃ ኢ-የመጽሐፍ ቅዱስ ትምህርት ያግኙ

መልእክት ጽሑፋችንን ሲመዝገቡ ከደረቅ ፕሪንስ የመጽሐፍ ስብስብዎን በመጀመሪያ ከ‘መንፈስ ቅዱስ በእናንተ ውስጥ’ በሚባል ነፃ መጽሐፍ ይጀምሩ።

ነፃ የመጽሐፍ ቅዱስ ትምህርት
Logo
Logo
መነሻተማሩማከማቻዜናተልዕኮዎችስለለገሱ

የባለቤትነት መብት © 2026 ዴሪክ ፕሪንስ ሚኒስትሪስ . ሁሉም መብቶች የተጠበቁ ናቸው።

ተገናኝግላዊነትየባለቤትነት መብትፍቃዶችየጣቢያ ካርታ
Resource WD-B097-036 | Derek Prince Ministries

Trending Resources

Featured Resources

በመታየት ላይ ያሉ ግብዓቶች

ዛሬ ላይ ተፅዕኖ የሚፈጥሩ ተወዳጅ ትምህርቶች

Noho ny Anjely
Ny Fitaovam-piadiantsika

Ny Fitaovam-piadiantsika

የመማሪያ መልዕክት

Vavaka sy Soratra Masina, tarihin'ny Fanahy Masina, manomana ny lalana ho an'ny fanjakan'i Kristy amin'ny ady ara-panahy

መንፈሳዊ ጦርነት
ያዳምጡያንብቡ

የሚገኙ ቋንቋዎች

English
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Deutsch
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Français
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Italiano
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Malagasy
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Português (pt-br)
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Tiếng Việt
ጽሑፍ ይገኛል።

በመታየት ላይ ያለ

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

የመማሪያ መልዕክት

Tsy eo ambanin’ny lalàna intsony isika rehefa tarihin’ny Fanahy Masina.

መንፈስ ቅዱስ
ያዳምጡያንብቡ

የሚገኙ ቋንቋዎች

English
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።
Français
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Bahasa Indonesia
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Malagasy
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Português (pt-br)
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
日本語
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።

በመታየት ላይ ያለ

Iza moa ny Fanahy Masina?
Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

የመማሪያ መልዕክት

Ny fanomezam-pahasoavana dia manompo ny fiangonana, fa ny fahamasinana sy ny vokatra no mampiseho ny toetran'ny mpino.

መንፈስ ቅዱስ
ያዳምጡያንብቡ

የሚገኙ ቋንቋዎች

English
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Deutsch
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Français
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Português (pt-br)
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Русский
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Malagasy
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Português
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Tiếng Việt
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።

በመታየት ላይ ያለ

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

የመማሪያ መልዕክት

Ny tahotra an'i Jehovah dia fanekena amim-panajana an'Andriamanitra, tsy tahotra, ary mitarika ny mpino hiala amin'ny ra

የእምነት መሠረቶች
ያዳምጡያንብቡ

የሚገኙ ቋንቋዎች

English
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።
Deutsch
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Français
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Malagasy
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Português (pt-br)
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
한국어
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Nederlands
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።

በመታየት ላይ ያለ

Fanahy sy Aina ary Vatana

Fanahy sy Aina ary Vatana

የመማሪያ መልዕክት

Ny famonjena dia mamerina ny fiombonana amin'Andriamanitra. Ny mpino dia manolotra ny vatany sy ny fanahiny ho amin'ny s

የእምነት መሠረቶች
አምልኮ
ያዳምጡያንብቡ

የሚገኙ ቋንቋዎች

English
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።
Français
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Ελληνικά
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Malagasy
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Português (pt-br)
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
日本語
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Tiếng Việt
ጽሑፍ ይገኛል።

በመታየት ላይ ያለ

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Ny Ran’ny Zanak’ondry

የመማሪያ መልዕክት

Mpino mandresy ny fiampangan'i Satana amin'ny ran'i Kristy, Tenin'Andriamanitra, sy fijoroana vavolombelona.

Jesus
መንፈሳዊ ጦርነት
ያዳምጡያንብቡ

የሚገኙ ቋንቋዎች

English
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።
Français
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Malagasy
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Português (pt-br)
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
日本語
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Ikinyarwanda
ጽሑፍ ይገኛል።

በመታየት ላይ ያለ

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

የመማሪያ መልዕክት

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

የእምነት መሠረቶች
ጾም እና ጸሎት
ያዳምጡያንብቡ

የሚገኙ ቋንቋዎች

English
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Afrikaans
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Deutsch
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Ελληνικά
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Bahasa Indonesia
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Malagasy
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Português (pt-br)
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Русский
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Kiswahili
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
தமிழ்
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Français
ድምጽ ይገኛል።
Español
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Tiếng Việt
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Shona
ጽሑፍ ይገኛል።

ተለይቶ የቀረበ

Iza moa ny Fanahy Masina?
Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Ny Vokatry ny Fanahy Masina

የመማሪያ መልዕክት

Ny toetra kristiana dia mitombo tsikelikely amin'ny alalan'ny fahazotoana, fanabeazana, fitiavana, mitovy amin'i Jesosy.

መንፈስ ቅዱስ
የእምነት መሠረቶች
ያዳምጡያንብቡ

የሚገኙ ቋንቋዎች

English
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Deutsch
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Malagasy
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Français
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Português (pt-br)
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Русский
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
हिन्दी
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Tiếng Việt
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Our Value, Our Worth
Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

የመማሪያ መልዕክት

Ny sorona sarobidin'i Kristy mampiseho ny lanjan'ny fanahy sy mampitandrina tsy hanakalo ny lovan'Andriamanitra.

Jesus
የእምነት መሠረቶች
ያዳምጡያንብቡ

የሚገኙ ቋንቋዎች

English
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።
Malagasy
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Français
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Português (pt-br)
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Español
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
ខ្មែរ
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Nederlands
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Norsk
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Fotoana Fanapahan-kevitra
Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Ny Toetran'ny Zanak'ondry

የመማሪያ መልዕክት

Ny Zanak'ondrin'Andriamanitra tsy nanan-keloka nitondra ny fahotan'ny olombelona, naneho fahalemem-panahy sy fiadanana.

የመጨረሻ ዘመን
Jesus
ያዳምጡያንብቡ

የሚገኙ ቋንቋዎች

English
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Italiano
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Português (pt-br)
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Português
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Malagasy
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Tiếng Việt
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
ខ្មែរ
ጽሑፍ ይገኛል።
Français
ጽሑፍ ይገኛል።

ተለይተው የቀረቡ ግብዓቶች

በየቀኑ ተለይተው የቀረቡ አዳዲስ ግብዓቶች

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

የመማሪያ መልዕክት

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

የእምነት መሠረቶች
ጾም እና ጸሎት
ያዳምጡያንብቡ

የሚገኙ ቋንቋዎች

English
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Afrikaans
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Deutsch
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Ελληνικά
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Bahasa Indonesia
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Malagasy
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Português (pt-br)
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Русский
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Kiswahili
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
தமிழ்
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Français
ድምጽ ይገኛል።
Español
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Tiếng Việt
ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
Shona
ጽሑፍ ይገኛል።

ተለይቶ የቀረበ

Inona no Dikan'ny Fanamasinana
ቤት
ሃብቶች
Manambara ny Tenin'Andriamanitra
Inona no Dikan'ny Fanamasinana

Inona no Dikan'ny Fanamasinana

Derek Prince
ፌብሩዋሪ 5

Derek Prince

አውርድ

Published: 2008

Last Updated: ኖቬምበር 2026

Read Time: 2

የእምነት መሠረቶች

This teaching is not currently available in አማርኛ.

Ny fanamasinana amin'ny alalan'ny ran'i Jesosy dia midika fa atao masina ianao ary natokana manokana ho an'Andriamanitra. Ity fanokanana masina ity dia manaisotra anao tsy ho azon'ny devoly ary mametraka anao amin'ny toerana izay hahafahan'ny Tompo mampiasa anao amin'ny fomba feno.

Ny fanamasinana dia iray amin'ireo teny lava sy teolojika ireo. Andeha hovakiantsika. Ny hoe manamasina dia mifandray mivantana amin’ny teny hoe “masina” ao amin’ny Baiboly tany am-boalohany. Noho izany, ny hoe “manamasina” dia midika hoe “manao ho masina”. Ny teny Anglisy manamasina dia mifandray amin'ny teny hoe masina. Ny fanamasinana dia ny fanaovana zavatra masina, na ho masina.

"Ary amin’izany Jesosy koa dia niaritra teny ivelan’ny vavahady mba hahamasina ny olona amin’ny rany." (Hebreo 13:12)

Nandeha nivoaka ny tanàna i Jesosy ho fanatitra noho ny ota (jereo ohatra ny Jaona 19:16–20). Ianarantsika avy ao amin’ny Testamenta Taloha fa tsy azo atao ny manolotra fanatitra noho ny ota ao anatin’ny fitambaran’ny vahoakan’Andriamanitra (jereo ohatra ny Eksodosy 29:14). Ny fanamasinana dia ahitana fisarahana foana.

Mba hahatonga ny tenantsika ho masina, dia tsy maintsy manolotra ny fijoroana ho vavolombelona marina isika: “Amin’ny alalan’ny ran’i Jesosy, no nanamasinana ahy, nohamasinina, natokana ho an’Andriamanitra, tafasaraka amin’ny ratsy rehetra. Ny ran’i Jesosy no eo anelanelan’ny ratsy rehetra sy izaho.”

Izay nohamasinina dia eo amin'ny toerana ahazoan'Andriamanitra manatona azy, fa ny devoly tsy manao izany. Ny hoe ho hamasinina dia ho esorina amin’ny faritry ny famangian’i Satana sy ny fanatratrarana azy ary apetraka eo amin’ny toerana izay ahafahantsika ho an’Andriamanitra, fa tsy ao an-trano rehefa miantso ny devoly. Izany no atao hoe hamasinina, nohamasinina, natokana ho an’Andriamanitra.

Prayer Response

Misaotra Anao, Tompo, noho ny amin’ny ran’i Jesosy. Manambara aho fa amin’ny alalan’ny ran’i Jesosy ,no nanamasinana ahy, nohamasinina, natokana ho an’Andriamanitra, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy, Amena.

Ad Image

በነጻ ማውረድ

ይህ መንፈሳዊ ጽሑፍ ለግል ወይም ለቤተ ክርስቲያን አገልግሎት ለማውረድ፣ ለማተም እና ለማጋራት የተዘጋጀ ነው።

ፒዲኤፍ ያውርዱ

ኮድ: WD-B097-036-MLG

ስጦታ
ስጡ