Logo
Logo
መጽሐፍት።የመጽሐፍ ቅዱስ ትምህርቶችሃብቶች
ማከማቻዜናተልዕኮዎችስለ

ለገሱ

  • መነሻ
    • ዜና
    • ተልዕኮዎች

            ነፃ ኢ-የመጽሐፍ ቅዱስ ትምህርት ያግኙ

            መልእክት ጽሑፋችንን ሲመዝገቡ ከደረቅ ፕሪንስ የመጽሐፍ ስብስብዎን በመጀመሪያ ከ‘መንፈስ ቅዱስ በእናንተ ውስጥ’ በሚባል ነፃ መጽሐፍ ይጀምሩ።

            ነፃ የመጽሐፍ ቅዱስ ትምህርት
            Logo
            Logo
            መነሻተማሩማከማቻዜናተልዕኮዎችስለለገሱ

            የባለቤትነት መብት © 2026 ዴሪክ ፕሪንስ ሚኒስትሪስ. ሁሉም መብቶች የተጠበቁ ናቸው።

            ተገናኝግላዊነትየባለቤትነት መብትፍቃዶችየጣቢያ ካርታ
            Resource WD-B097-122 | Derek Prince Ministries

            Trending Resources

            Featured Resources

            ተለይተው የቀረቡ ግብዓቶች

            በየቀኑ ተለይተው የቀረቡ አዳዲስ ግብዓቶች

            Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

            Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

            የመማሪያ መልዕክት

            Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

            የእምነት መሠረቶች
            ጾም እና ጸሎት
            ያዳምጡያንብቡ

            የሚገኙ ቋንቋዎች

            English
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Afrikaans
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Bahasa Indonesia
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Malagasy
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Português (pt-br)
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Русский
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Français
            Kiswahili
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            தமிழ்
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Español
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Tiếng Việt
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።

            ተለይቶ የቀረበ

            በመታየት ላይ ያሉ ግብዓቶች

            ዛሬ ላይ ተፅዕኖ የሚፈጥሩ ተወዳጅ ትምህርቶች

            Noho ny Anjely
            Ny Fitaovam-piadiantsika

            Ny Fitaovam-piadiantsika

            የመማሪያ መልዕክት

            Vavaka sy Soratra Masina, tarihin'ny Fanahy Masina, manomana ny lalana ho an'ny fanjakan'i Kristy amin'ny ady ara-panahy

            መንፈሳዊ ጦርነት
            ያዳምጡያንብቡ

            የሚገኙ ቋንቋዎች

            English
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Français
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Italiano
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Português (pt-br)
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Malagasy
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Tiếng Việt
            ጽሑፍ ይገኛል።

            በመታየት ላይ ያለ

            Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

            Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

            የመማሪያ መልዕክት

            Tsy eo ambanin’ny lalàna intsony isika rehefa tarihin’ny Fanahy Masina.

            መንፈስ ቅዱስ
            ያዳምጡያንብቡ

            የሚገኙ ቋንቋዎች

            English
            ምስል ይገኛል።
            Bahasa Indonesia
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Français
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Malagasy
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Português (pt-br)
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            日本語
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።

            በመታየት ላይ ያለ

            Iza moa ny Fanahy Masina?
            Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

            Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

            የመማሪያ መልዕክት

            Ny fanomezam-pahasoavana dia manompo ny fiangonana, fa ny fahamasinana sy ny vokatra no mampiseho ny toetran'ny mpino.

            መንፈስ ቅዱስ
            ያዳምጡያንብቡ

            የሚገኙ ቋንቋዎች

            English
            ምስል ይገኛል።
            Deutsch
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Français
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Português (pt-br)
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Русский
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Malagasy
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Português
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።

            በመታየት ላይ ያለ

            Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

            Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

            የመማሪያ መልዕክት

            Ny tahotra an'i Jehovah dia fanekena amim-panajana an'Andriamanitra, tsy tahotra, ary mitarika ny mpino hiala amin'ny ra

            የእምነት መሠረቶች
            ያዳምጡያንብቡ

            የሚገኙ ቋንቋዎች

            English
            ምስል ይገኛል።
            Deutsch
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Français
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Malagasy
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Português (pt-br)
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            한국어
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Nederlands
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።

            በመታየት ላይ ያለ

            Fanahy sy Aina ary Vatana

            Fanahy sy Aina ary Vatana

            የመማሪያ መልዕክት

            Ny famonjena dia mamerina ny fiombonana amin'Andriamanitra. Ny mpino dia manolotra ny vatany sy ny fanahiny ho amin'ny s

            የእምነት መሠረቶች
            አምልኮ
            ያዳምጡያንብቡ

            የሚገኙ ቋንቋዎች

            English
            ምስል ይገኛል።
            Ελληνικά
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Français
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Malagasy
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Português (pt-br)
            ምስል ይገኛል።ድምጽ ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            日本語
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Tiếng Việt
            ጽሑፍ ይገኛል።

            በመታየት ላይ ያለ

            Ny Ran’ny Zanak’ondry

            Ny Ran’ny Zanak’ondry

            የመማሪያ መልዕክት

            Mpino mandresy ny fiampangan'i Satana amin'ny ran'i Kristy, Tenin'Andriamanitra, sy fijoroana vavolombelona.

            Jesus
            መንፈሳዊ ጦርነት
            ያዳምጡያንብቡ

            የሚገኙ ቋንቋዎች

            English
            ምስል ይገኛል።
            Français
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Malagasy
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Português (pt-br)
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            日本語
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።

            በመታየት ላይ ያለ

            Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

            Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

            የመማሪያ መልዕክት

            Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

            የእምነት መሠረቶች
            ጾም እና ጸሎት
            ያዳምጡያንብቡ

            የሚገኙ ቋንቋዎች

            English
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Afrikaans
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Bahasa Indonesia
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Malagasy
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Português (pt-br)
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Русский
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Français
            Kiswahili
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            தமிழ்
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Español
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Tiếng Việt
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።

            ተለይቶ የቀረበ

            Iza moa ny Fanahy Masina?
            Ny Vokatry ny Fanahy Masina

            Ny Vokatry ny Fanahy Masina

            የመማሪያ መልዕክት

            Ny toetra kristiana dia mitombo tsikelikely amin'ny alalan'ny fahazotoana, fanabeazana, fitiavana, mitovy amin'i Jesosy.

            መንፈስ ቅዱስ
            የእምነት መሠረቶች
            ያዳምጡያንብቡ

            የሚገኙ ቋንቋዎች

            English
            ምስል ይገኛል።
            Deutsch
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Malagasy
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Français
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Português (pt-br)
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Русский
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            हिन्दी
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Our Value, Our Worth
            Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

            Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

            የመማሪያ መልዕክት

            Ny sorona sarobidin'i Kristy mampiseho ny lanjan'ny fanahy sy mampitandrina tsy hanakalo ny lovan'Andriamanitra.

            Jesus
            የእምነት መሠረቶች
            ያዳምጡያንብቡ

            የሚገኙ ቋንቋዎች

            English
            ምስል ይገኛል።
            Malagasy
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Français
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Português (pt-br)
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Español
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            ខ្មែរ
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Nederlands
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Fotoana Fanapahan-kevitra
            Ny Toetran'ny Zanak'ondry

            Ny Toetran'ny Zanak'ondry

            የመማሪያ መልዕክት

            Ny Zanak'ondrin'Andriamanitra tsy nanan-keloka nitondra ny fahotan'ny olombelona, naneho fahalemem-panahy sy fiadanana.

            የመጨረሻ ዘመን
            Jesus
            ያዳምጡያንብቡ

            የሚገኙ ቋንቋዎች

            English
            ምስል ይገኛል።
            Italiano
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Português (pt-br)
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Português
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Malagasy
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            Tiếng Việt
            ምስል ይገኛል።ጽሑፍ ይገኛል።
            ቤት
            ሃብቶች
            Manambara ny Tenin'Andriamanitra
            Ireo Famantarana Mahazatra ny Ozona

            Ireo Famantarana Mahazatra ny Ozona

            Derek Prince

            Derek Prince

            Published: 2008

            Last Updated: ኖቬምበር 2026

            Read Time: 2

            መንፈሳዊ ጦርነት

            This teaching is not currently available in አማርኛ.

            Misy fironana ratsy ve, toy ny aretina mitaiza, ny tsy fahampiana ara-bola, na ny faharavan'ny fianakaviana, izay toa miverimberina eo amin'ny tantaran'ny fianakavianao? Ianaro ny fomba hamantarana raha misy fanozonana miasa, ary mahazoa fahafahana amin'ny heriny amin'ny alalan'ny asa vitan'i Jesosy teo amin'ny Hazofijaliana.

            Nanangona ny lisitry ny fisehoan-javatra fito mahazatra momba ny ozona aho. Ny ankamaroan'ny ozona dia tsy mahakasika olona iray ihany; fa matetika izy ireo dia mahakasika fianakaviana na vondrom-piarahamonina lehibe kokoa. Ny lafiny manan-danja amin’ny ozona sy ny fitahiana mitovy ao amin’ny Baiboly dia ny fampitana azy ireo hatramin’ny taranaka fara mandimby raha tsy misy zavatra manapaka azy. Efa nifampiraharaha tamin'ny olona nanana olana efa an-jatony taona teo amin'ny tantaram-pianakaviana aho.

            Araka ny fahitàko manokana, dia ireto misy famantarana fito izay mazàna milaza ny fisian'ny ozona eo amin'ny fiainanao na ny fianakavianao. Raha iray amin'ireo ihany no iainanao, dia tsy hilaza aho fa misy ozona. Fa raha maro amin'izy ireo no miseho ao amin'ny fianakavianao, any amin'ny faritra samihafa ary amin'ny fitomboan’ny taranaka maro, dia azonao antoka fa misy toerana amin’ny ozona. Ireto famantarana ireto dia ireto manaraka ireto:

            • Fahapotehana ara-tsaina sy ara-pihetseham-po;
            • Aretina miverimberina na maharitra, indrindra raha manaranaka;
            • Fahafahan-jaza miverimberina na olana mifandraika amin'ny vehivavy;
            • Ny fahapotehan'ny fanambadiana sy ny fisarahan'ny fianakaviana, indrindra fa ny tantaram-pianakaviany;
            • Tsy fahampiana ara-bola, raha mitohy izany;
            • Fantarina amin'ny anarana hoe “iharan'ny loza”; ary,
            • Manana fianakaviana misy tantaram-pamonoan-tena na fahafatesana tsy ara-boajanahary.

            Tsy hitoeran’ny olana izahay, fa hanamafy ny vahaolana. Natao ozona i Jesosy mba hidirantsika ho any amin’ny fitahiana.

            Prayer Response

            Misaotra Anao, Jesosy ô, noho ny Asanao teo amin’ny hazo fijaliana. Manambara aho fa isaky ny misy ozona eo amin'ny fiainako, dia ny fahafatesan'i Jesosy no vahaolana, satria natao ozona i Jesosy mba hidirako ho any amin'ny fitahiana, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy, Amena.

            Ad Image

            በነጻ ማውረድ

            ይህ መንፈሳዊ ጽሑፍ ለግል ወይም ለቤተ ክርስቲያን አገልግሎት ለማውረድ፣ ለማተም እና ለማጋራት የተዘጋጀ ነው።

            ፒዲኤፍ ያውርዱ

            ኮድ: WD-B097-122-MLG

            ስጦታ
            ስጡ